• Sabotsy 10 Martsa 2018
Politique.Andry Rajoelina Mitsikombakomba amin’ny HVM ?

Lasa resabe indray ny dian-dRajoelina tany Ambilobe nandritra ny fanamarihana ny andron’ny vehivavy ny 8 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Politique.Harilala Ramanantsoa “Tsy tokony hatao mibahana ny firehana politika”

Vehivavy eo amin`ny tontolo politika, ny fiainam-pirenena ary ny toeran`ny vehivavy eo anin`ny fandraharahana. Fanontaniana manitikitika ny maro ireo ka izany indrindra no nanasan`ny Gazety Tia Tanindrazana an`i Harilala Ramanantsoa, vehivavy mpandraharaha raha misy zavatra azony ambara mikasika izany:

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Politique.Antoko ATM « Tokony hofoanana ny fifaninanana mpitandro ny filaminana ! »

Nampahafantatra voalohany tetsy amin’ny Maestro Betongolo ny fisiany sy antom-pijoroany omaly ny antoko politika ATM na Avotse tanendraza Madagasikara. Fikambanana niforona ny taona 2015 tao Toliara izy ity, raha ny fanazavana, no niofo ho antoko politika ny volana oktobra 2017 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Politique.Datim-pifidianana navoakan’i Henri Rabary-Njaka Mifanipaka be ihany ny hevitr’ireo mpanao politika

Mbola miteraka resabe eo anivon’ny tontolo politika Malagasy ilay datim-pifidianana ho filoham-pirenena Malagasy navoakan’ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy, Henri Rabary-Njaka, tany amin’ny TV 5 Monde tamin’ny sabotsy 03 martsa 2018. Samy hafa ny fanazana nomen’ireo mpanao politika Malagasy raha tarafina avy amin’ny fanehoan-kevitr’ireo olona roa nanontanian’ny Tia Tanindrazana ireto :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Politique.Marc Ravalomanana Manomana paikady …

Ny orinasany akatona, ny tenany hitadiavana hevitra andro aman’alina mba tsy ho afaka mirotsaka hofidiana filoham-pirenena.Niakatra ho 2 ny isan’ny omby maty ao amin’ny AAA Tiko Andranomanelatra. Hita ho tena miha mafy ny antsojay atao amin’i Marc Ravalomanana sy izay rehetra mifampikasokasoka aminy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Politique.Rivo Rakotovao Manomboka mankaleo ny HVM sasany

Tena mba ahoana ny mason-tsivana raisin`ny filoham-pirenena,Hery Rajaonarimampianina, rehefa misafidy ireo olona hiasa hiaraka aminy ? Miseho ho babany avokoa mantsy izay tonga ao.

Hamaky ny tohiny
FTT