- Alarobia 14 Martsa 2018
Politique.Aretin’i Madagasikara Sarotra sitranina
Niaiky ny rehetra fa niha mafy hatrany ny krizy teto Madagasikara, indrindra taorian’ireo fifidianana efa nandalo ary tsy mbola nisy voavaha.
Hamaky ny tohinyNiaiky ny rehetra fa niha mafy hatrany ny krizy teto Madagasikara, indrindra taorian’ireo fifidianana efa nandalo ary tsy mbola nisy voavaha.
Hamaky ny tohinyTsy nankasitraka ny fampijaliana ireo ombin’ny orinasa AAA-Tiko tany Andranomanelatra, nidiana sy nobahanana ny vavahady hahafaha-mitondra ny sakafony, ka efa nahafatesana 2 ny Masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinySamy manana ny paikadiny amin’ny fiatrehana ny fifidianana ireo kandida tsirairay avy. Misy ireo izay efa mamory olona sy mampiseho hery kanefa misy kosa ireo misoko miadana sy tsy re tsaika.
Hamaky ny tohinyNahazo fampiantsoana ho eny amin'ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary i Patrick Raharimanana anio talata 13 martsa 2018 amin'ny 8 ora maraina.
Hamaky ny tohinyNambaran-dRandriamamizafy Ignace, Ct teo aloha avy any Moramanga, tao anatin’ny hetsika fifampiarahaban’ny mpikambana TIM Moramanga nahatratra ny taona 2018 nokarakarain’ny COM TIM Moramanga tarihan’ny filohany Haja Andrianavony, tao amin’ny Hotel Emeraude tampon-tanàna,
Hamaky ny tohinySahirana amin’i Marc Ravalomanana ny fanjakana HVM, ary efa manangam-bovona amin’i Andry Rajoelina satria matahotra mafy ny ho resy amin’ny fifidianana. Tsy ireo ihany anefa no ho kandida mety hanana ny tanjany eo, fa efa manangasanga any ihany koa ny hafa.
Hamaky ny tohiny