- Alatsinainy 19 Martsa 2018
Politique.Politika avo lenta Ampiadiana ny samy Malagasy
Manomboka tafajoboka ao anatin’ny fandriky ny vahiny isika, ary manangasanga any indray ny teti-dratsy samihafa hampiadiana ny samy Malagasy.
Hamaky ny tohinyManomboka tafajoboka ao anatin’ny fandriky ny vahiny isika, ary manangasanga any indray ny teti-dratsy samihafa hampiadiana ny samy Malagasy.
Hamaky ny tohinyIo ary ilay nambara hatrizay fa tena tompondaka amin’ny zavatra hafahafa sy manjavozavo ny fitondrana HVM. Tsy tambo isaina ireo afera maloto tamin`ity fitondrana ity toy ny ao amin’ny fitsarana sy ao amin`ny fonja toy ny ENMG, Hocine Arfa …
Hamaky ny tohinyNanao ny tsy fanao indray ny HVM nandritra ny fety nataony tany Betroka ny sabotsy 17 martsa lasa teo.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly alahady 18 martsa tetsy amin’ny sekoly Charlemagne Antohomadinika ny fifampiarahabana nahatrarana ny taona 2018 ho an’ny mpikambana Distrika TIM faritra Iva toa an’Ampefiloha, Andohatapenaka, Manarintsoa, Andranomanalina, Anatihazo.
Hamaky ny tohinySomary mangingina indray ny fifampihantsiana mivantana eo amin’ny samy mpanao politika amin’izao fotoana izao. Tsy hay izay ho hiafaran`ny raharaham-pirenena fa toa samy efa miomana any amin` ny fivoahan`ilay lalam-pifidianana dinihana eny amin`ny Antenimieram-pirenena.
Hamaky ny tohinyTsy natao hanambaniana ny solombavambahoaka eto amintsika fa maro no zary lasa mpanarakefa fotsiny ao anatin’io antenimiera. Isaina amin’ny ratsan-tanana no mahafehy ny resaka lalàna na manana fahaiza-manao manokana.
Hamaky ny tohiny