Politique

Orlando Raobimanana “Tsy manana dosie maloto aho ! “


  • Zoma 30 Martsa 2018

“Endrikendrika sy fanosoram-potaka” fotsiny ireo vaovao niparitaka an-gazety sy tamin'ny haino aman-jery mahakasika ahy, hoy ny Tale jeneralin’ny Tahirimbolam-panjakana teo aloha,

 

 Orlando Raobimanana tao Mahajanga omaly tolakandro nandritra ny fihaonany tamin’ireo olona maro nameno trano tao amin’ny La Promenade.  "Tsy manana dosie maloto aho !”, hoy ity filoha nasionalin'ny  Bigsôma Madagasikara ity. Tsy namaly mazava kosa anefa izy raha hirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena, saingy nanamafy kosa fa tsy hijanona amin'ny asa sosialy ataony ho an'i Mahajanga.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT