- Alatsinainy 16 Aprily 2018
Politique.Kaominin’ Andoharanofotsy Hanao tatitra ny zava-bitany ny Ben’ny tanàna
Hifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao 2018 ny vahoakan’Andoharanofotsy ny alahady 22 Aprily ho avy izao.
Hamaky ny tohinyHifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao 2018 ny vahoakan’Andoharanofotsy ny alahady 22 Aprily ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNy 21 aprily izao no fotoana etsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely hanomezanay depiote miisa 13 voafidy teto Antananarivo fanazavana misimisy kokoa ny fomba nandaniana ny lalàm-pifidianana amin’ny vahoaka na hanome na tsy hanome alalana ny prefe, hoy ny depiote TIM voafidy tao amin’ny boriborintany faha 5, Guy Rivo Randrianarisoa, nandritry ny fandaharana manokana tamin’ny fahitalavitra niarahan’ireo depiote mpanohitra ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyNy didim-panjakana 2016-196 no mametra ny vola omena ireo parlemantera tsirairay rehefa misy ny fivoriana tsy ara-potoana. Raha ny Antenimieran-doholona manokana dia mahatratra 37 tapitrisa Ariary ny saram-pivoriana ary 52 tapitrisa Ariary ny vola omena amin’ny fampiantranoana isaky ny fivoriana tsy ara-potoana. 165 tapitrisa Ariary no lany tamin’ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany, 89 tapitrisa Ariary ny faharoa,
Hamaky ny tohinyNafana ny toe-draharaha nikotrehana ny fampiatoana ny ben’ny tanànan’i Mahajanga Mokthar Salim Andriantomanga omaly. Efa andro maromaro izay no nandrenesana ny fikatsahana ny fanoloana azy,
Hamaky ny tohinyManoloana ny tranga-javatra niseho teny Antobifasika eo amin’ny fefilohan’i Soavina eny amin’ny kaominin’i Soavina Atsimondrano dia namory ny vahoakan’ity kaominina ity sy ireo mponina mipetraka eo ambonin’ny fefiloha eny
Hamaky ny tohinyNaneho ny tsy fankasitrahany ny fandaniana tsy nisy fanovana ny làlana fehizoro telo momba ny fifidianana teny amin’ny antenimierandoloholona ireo vondron’ireo manam-pahaizana isan-tsokajiny amin’ny sehatry ny lalàna sy ny fifidianana na ny GEN (Groupes des Experts Nationaux), toa an-dry Arlette Ramaroson, Dr. Bruno Rakotoarison, Emérentienne Ratsimbazafy, Désiré Ramakavelo, Hery Ranaivosoa, Holijaona Raboanarijaona, Madeleine Ramaholimihaso, Saraha Rabeharisoa,…
Hamaky ny tohiny