• Alatsinainy 30 Aprily 2018
Politique.Michaelle Jean – OIF « Fifampiresahana ihany no hahazoana fitoniana »

Omaly alahady 29 aprily no tonga teto Madagasikara ny sekretera jeneralin’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF), Rtoa Michaelle Jean.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Politique.Hetsiky ny depiote 73 Miketrika paikady hanalefahana azy ny fitondrana

Tsy misy intsony ny fanakanana fivoriana na fandehanana amin’ny arabe sy fidirana amina birao na sampandraharaham-panjakana. Tapitra hatreto ny baomba mandatsa-dranomaso, malalaka ny mpanohitra amin’izay ataony sy teneniny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Politique.Hetsiky ny mpanohitra Fitokonana faobe manomboka anio

Zavatra roa no nisongadina sy nampiavaka ny hetsiky ny depiote ho an’ny fanovana ny sabotsy lasa teo. Tao ny fahatongavan’ireo ben’ny tanàna HVM nanatevina ny fitakiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Politique.Marc Ravalomanana Hiresaka amin’ireo depiote

Mitombina hatrany ny hoe atambatry ny finoana sy ny fivavahana ny mpanao politika Malagasy, fa akorontan’ny politika. Mahafinaritra ny mahita azy ireo miray seza sy miara-dalana sy mifandray tanana ary rehefa miresaka dia samy maneho fa zava-dehibe ny fifampiresahana sy ny fihavanana, ka maro no namaly ny antson’ny FFKM tetsy amin’ny EEM Ambohimanoro omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Politique.Krizy politika Governemanta iraisan’ny rehetra no tena vahaolana

Nambaran’ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina fa ny fananganana governemanta iraisan’ny rehetra ihany no tena vahaolana, aorian’ny fandrodanana ny governemanta misy amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Politique.Sendikan’ny mpiasa Hanatevina ny tolona eny amin’ny kianjan’ny 13 mey

Ho avy hanatevina ny tolona etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey sy ny hetsika tanterahin’ireo solombavambahoaka 73 mianadahy ny sendikan’ny mpiasa tsy an-kanavaka.

Hamaky ny tohiny
FTT