- Alatsinainy 30 Aprily 2018
Politique.AOM Tokony ho vaindohan-draharaha ny lalam-pifidianana
Saika ho isan`andro no misy antoko politika na fikambanana manao fanambarana manoloana ny zava-niseho tamin`ny sabotsy lasa teo. Ho an`ny Antenimieran`ny Olobe manerana an`i Madagasikara (AOM) dia mila manalavitra ny disadisa samihafa izay entina hampisaraham-bazana sy ho fanapotehana indray ny firenena izay efa tafahitsoka lalina ny ankolafin-kery politika rehetra.
Hamaky ny tohiny
