- Alakamisy 03 Mey 2018
Politique.Antoko Harena Nantenaina handamina ny filoha, kinanjo…
Samy manana ny fijeriny ny raharaham-pirenena tokoa ny rehetra. Ho an`ny Antoko Harena izao, araka ny nambaran`i Lezava Fleury, filoha nasionaliny dia mazava ny resaka fa tsy maintsy amin`ny alalan`ny fifanakalozan-kevitra sy fifanatonan`ireo hery lehibe no hamahana ny olana eto amintsika.
Hamaky ny tohiny