• Sabotsy 28 Aprily 2018
Politique.Mpiasan’ny minisiteran’ny tanora Manohana ny tolon’ny depioten’ny fanovana

Efa ela izahay no nitabataba fa marary ny teknisianin’ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny sendikan’ireo mpiasa, Cyriaque Simon, raha niomana niaraka tamin’ireo mpiara-miasa taminy tetsy amin’ny minisitera etsy Ambohijatovo hidina hitolona ho eny Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Politique.Ben’ny tanànan’Analamanga Tsy misy mahazo maneho hevitra amin’ny anaran’ny fikambanana

Manoloana ny zava-misy iainan’ny firenena ankehitriny dia nanapa-kevitra ny fikambanan’ireo ben’ny tanàna eto Analamanga,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Politique.Hanitra Razafimanantsoa “Ny vahoaka no mibaiko anay”

Nanizingizina ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa araka ny resaka fohy nifanaovana taminy omaly hariva fa tsy hiresaka amin’ny HVM intsony rehefa avy nihaino ny fitakian’ny vahoaka, izay nambarany fa “Patron” an’ny solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Politique.Fandaminana ny krizy politika Mihetsika amin’izay ny FFKM

Mampiantso ny mpitondra fanjakana, ny mpanao politika isan-tsokajiny, ny firaisamonim-pirenena sy ny olom-pirenena hanatrika ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana atao eny amin’ny Eglizy Anglikanina eny Ambohimanoro ny alahady 29 aprily ho avy izao manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny FFKM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Politique.Constant Raveloson Miantso ny MFM hijoro

Fotoana handinihana tsara izao, ary fotoana hanapahan-kevitra ry namako isany, hoy ny hafatra nataon-dRaveloson Constant ho an’ny namany ao anatin’ny MFM manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy hanongam-panjakana aho”

Tany Mahajanga i Marc Ravalomanana omaly, ka nisy ny fifampiresahana nifanaovany tamin’ny tanora, ny TIM sy ny DISTIM, ny olona avy any amin’ny faritra, ny ben’ny tanàna,...

Hamaky ny tohiny
FTT