- Talata 08 Mey 2018
Politique.Mahazoasy Freddie “Naman’ny mametra-pialana ireo depiote tsy mivory”
Mangingina sy tsy dia handrenesam-peo ny etsy Tsimbazaza satria takona tanteraka noho ny fisian’ny hetsika tarihin’ny depiote mpanohitra na ny depioten’ny fanovana, izay efa nilaza fa tsy hivory.
Hamaky ny tohiny
