• Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.Fifanarahana politika Tsy maintsy vita mialoha ny zoma ?

Hikarakara fihaonana an-tampony eny amin’ny CCI Ivato anio alakamisy 31 mey manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy (CFM), araka ny fanambarana nataon’izy ireo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.Didy fandravana governemanta Nokianin-dRajaonarimampianina ny HCC

Na ho tapitra rahampitso zoma 01 jona aza ny fe-potoana 7 andro tokony handravana ny governemanta, dia tsy mbola nisy resaka faharavana na fametraham-pialana faobe nandritra ny filan-kevitry ny minisitra omaly teny Iavaloha notarihin-dRajaonarimampianina, fa nifototra tamin’ny fandefasana taratasy fangataham-panazavana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.DFP sy FDC Miantso ny miaramila

Tsy azo iainana, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Dinika ho Fanavotam-Pirenena (DFP) sy ny « Force De Changement » (FDC), omaly, tetsy amin’ny Tana hotel Isoraka, iny didy navoakan’ny HCC iny fa tsy hoe tsy azo ivalozana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.Fitondrana HVM Main’ny afo natsangany

Arakaraka ny nikasan’ny fitondrana HVM hanao lazon’ady amin’ny alalan’ny fampandroritana ny tolona izay efa miha tsy voafehy intsony no vao mainka miha mampitombo ireo minisitera mampikatso ny raharaham-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.FANORO “ tambajotra ho an’ny tsara” Governemanta ho fanavotam-pirenena no izy

Omaly no nangataka fihaonana tamin’ny filohan’ny HCC tetsy Ambohidahy ny FANORO “tambajotra ho an’ny Tsara”, izay ahitana an-dry Razakarimanana Ndranto, Françis Turbo (Mpanakanto), Rado Rabarilala (Air Madagascar) , Mamitiana Razafimandimby (Scoop digital).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.Olon`ny hasin`ny tany Ny tombontsoam-pirenena no lehibe indrindra

Anisan'ny mpandray anjara amin`ny hetsika sy tolona ataon'ny depiote ho an`ny Fanovana ny OHT izay mitaky hatrany ny fialan'ny Hery Rajaonarimampianina. Ity farany ity dia tsy nanaja sy nikatsaka ny tombontsoa pirenena sy iombonana nanomboka tamin`ny nandraisan'ny fahefana, efa-taona lasa izay.

Hamaky ny tohiny
FTT