- Alatsinainy 04 Jona 2018
Politique.Mahafaly Solonandrasana Hametra-pialana anio
Hanao valandresaka amin’ny mpanao gazety anio alatsinainy maraina amin’ny 7 ora sy fahefany eny amin’ny lapan’i Mahazoarivo, aorian’ny fananganan-tsaina ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier.
Hamaky ny tohiny
