• Alarobia 30 Mey 2018
Politique.Mpanao politika nifamory tetsy amin’ny Le Pavé Mizarazara ny hevitra

Na iombonan’izy rehetra aza fa tokony hiala ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina dia hita ho mizarazara ihany ny hevitr’ireo mpanao politika mpivory tato ho ato etsy amin’ny Pave Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Politique.Ministeran’ny Raharaham-bahiny Nakatona nanomboka omaly

Tsy voafetra ny fitokonan’ireo mpiara-miasa miisa 281 ao amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny izay nanomboka omaly talaa 29 mey, tetsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Politique.Mpisehatra amin’ny fifidianana Ilaina ny fiaraha-mientana mba hisian’ny fitoniana

Omaly talata 29 mey no natao tetsy amin’ny Ivontoeran’ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola ny adihevitry ny mpiantsehatra amin’ny fifidianana nokarakarain’ny ekipan’ny tetikasa “Rindra hisiam-pifidianana lavitry ny hetraketraka” (PEV Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Politique.Fanapahan-kevitry ny HCC Tsy ahafahana miroso amin’ny fifidianana milamina

Tsy mbola mazava tsara ireo lalàna lany manoloana ilay fanapahan-kevitry ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) nanala ny andinin-dalàna araka ny tatitry ny mpahay lalàna Andriamatoa Herilaza Imbiky.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Politique.Antoko Zanak’i Madagasikara Tsy tokony hitsabaka amin’ny kitapom-bolam-panjakana intsony ny filoha

Omaly talata 29 mey no nanao fanambarana tetsy amin’ny Hotely Telozoro Andrefanambohijanahary ny antoko Zanak’i Madagasikara (ZAMA).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Politique.Randrianarivo Geremioh “Teknisianina avokoa no tokony ho minisitra”

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny Randrianarivo Geremitoh, mpandinika raharaha politika eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT