• Zoma 01 Jona 2018
Politique.Fisorohana ny savorovoro Ravao ny HCC sy ny CENI, hoy ny SECES

Iaraha-mahalala fa nisy ny krizy niverimberina teto amintsika satria mivangongo any amin’ny filoham-pirenena avokoa ny fahefana rehetra sy ny fanendrena olona ho tomponandraikitra ambony, anisan’izany ny mpikarakara fifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Politique.Krizy politika eto Madagasikara Efa misy fiantraikany sahady amin’ny sehatra fizahantany

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Village Voara Andohatapenaka omaly alakamisy 31 mey ny hetsika International Fair Tourism Madagascar andiany fahafito.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Jona 2018
Politique.Fikambanana ADEM Manohana ny fanalana an-dRajao sy ny forongony

Fikambanana iray misehatra amin’ny asa fanabeazana eto amintsika ny ADEM ( Association pour le Developpement et l’éducation à Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.TIM sy ny MAPAR “Tsy ho ravanareo ny fiombonanay”

Tsy misy tapaka na iza na iza hatao praiminisitra, hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.Zava-doza ho an’ny firenena Tsy maintsy harodana Rajao sy ny forongony

Efatra taona nametraka ny rafitra sy ny olony mba haharetany eo amin’ny fitondrana ny HVM, ary poizina ho an’ny firenena ny mbola hijanonany eo sy hifehezany ny rafitra rehetra, indrindra fa amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Politique.Olon`ny HVM Tsy hita popoka i Maitre Avoko

Manomboka mipirimpirina avokoa ireo olon’ny HVM miaro ny fitondrana tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT