- Alarobia 20 Jona 2018
Politique.Rajoelina sy ny MAPAR Nadio ny rano nitana !
Tsy mbola nisy aloha ny fanambarana ofisialy avy amin’ny MAPAR momba ny tsy handraisan’izy ireo anjara intsony amin’ny tolona eny amin’ny 13 mey.
Hamaky ny tohinyTsy mbola nisy aloha ny fanambarana ofisialy avy amin’ny MAPAR momba ny tsy handraisan’izy ireo anjara intsony amin’ny tolona eny amin’ny 13 mey.
Hamaky ny tohinyAmpian-tafika, tsy ampian-tafika ! Io no azo hamaritana ny tolona eny amin’ny kianjan’ny 13 mey amin’izao taorian’ny fisintahan’ireo depiote sasany.
Hamaky ny tohinyTalohan’ny nanendrena ny praiminisitra ny alatsinainy 4 jona, dia nambaran’i Rivo Rakotovao filoha nasionalin’ny antoko HVM omaly, fa nisy ny fifanarahana politika voasonia satria tsy afaka nanendry praiminisitra ny filoha raha tsy nisy izany.
Hamaky ny tohinySesilany ny fitsidihan’ny solontenan’ireo firenena vahiny ny praiminisitra vaovao Ntsay Christian, ka ny ambasadaoron’i Grande Bretagne, Philip David Boyle, sy ny solontena manokan’ny filohan’ny vaomieran’ny vondrona Afrikanina (UA),
Hamaky ny tohinyTsy mamadika ny tolona ny depiote Tiako I Madagasikara, izay efa nifanao velirano tamin'ny vahoaka sy ireo sendika. Mijoro hatrany hatramin'ny farany, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey omaly.
Hamaky ny tohinyNifandimby noraisin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Ntsay Christian teny Mahazoarivo ny mpiandraiki-draharaha Amerikana miasa sy monina eto Madagasikara, Stuart Wilson, ny Solontenan’ny Biraom-paritry ny Fikambanana iraisam-pirenena ho an’ny Frankofonia (OIF) Malik Sarr, ary ny Ambasadaoron’i Sina, Ramatoa Yang Xiaorong.
Hamaky ny tohiny