Politique

Tolona marobe 2018 Izay milefitra eo mampamangy


  • Alakamisy 05 Jolay 2018

Nirongatra ny tolona sy fitakiana sendikaly teto Madagasikara tamin’ity taona 2018 ity, indrindra taorian’ny zava-nitranga tetsy Analakely ny 21 aprily iny.

Niha narefo ny fitondram-panjakana ankehitriny nanomboka teo ary afaka nampahery vaika ny fahafahany mitolona sy mitaky kosa izay nahatsiaro ho niharan’ny tsindry hazo lena. Efa mba nahazo valiny kosa angamba ireo nitaky hatreto na dia tsy afa-po tanteraka aza. « Tsy isan’andro ny fetin’ny ankizy », hoy ilay fitenenana izay, ka izay miadaladala milefitra eo dia azo antoka fa mampamangy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT