Politique

Hery Rajaonarimampianina Mitady ho takon’i Dama


  • Zoma 06 Jolay 2018

Nanomboka ny alahady teo, taorian’ny nanambaran’i Zafimahaleo Rasolofondraosolo na Dama Mahaleo,

 ny filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena dia tsikaritra fa somary niova ho nirona kokoa tany amin’ny firesahana an-dRavalomanana sy Rajoelina ary ity mpanakanto ity tamin’ny ankapobeny ny resaka teny anivon’ny tambajotran-tserasera teny. Tsy hitan’ny karatra loatra ny filoham-pirenena ankehitriny, Hery Rajaonarimampianina. Mbola mampametra-panontaniana rahateo ihany koa moa ny mety ho fahasahiana na tsy fahasahian’ity farany hilatsaka. Raha ny zava-misy hatreto aloha dia mitady ho takon’i Dama tampoka ny filoha am-perinasa raha eo amin’izay resaka tombana momba ny fifidianana filoham-pirenena izay.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT