- Alarobia 11 Jolay 2018
Politique.CENI Madagascar Miroso amin`ny fanomezana toromarika
Hifantoka manokana eo amin`ny fomba hanentanana an`ireo olom-pirenena handray anjara mavitrika amin`ny fifidianana ny fampiofanana ataon`ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), izay vatsian`ireo mpiara-miombon`antoka amin`i Madagasikara vola. Hifantoka amin`ny fampahafantarana an`ireo andininy mamaritra ireo fepetra hifehy ny fifidianana hatao eto amintsika ny andro farany amin`ity fampiofanana ity.
Hamaky ny tohiny