Politique

Senatera Dr Benessy Harison Sebastien « Aleo hapetraka ny fitoniana hanomanana fifidianana »


  • Alatsinainy 09 Jolay 2018

Anisan’ny mpanao politika eto Toamasina miteny isaky ny misy zavatra tsy mety sy mpiara-miasa amin’ny olon-drehetra, ary mpanao asa soa ho an’i Toamasina amin’reo asa sosialy fanaon’ny fikambanana politika tarihany, “FIMAMI”, ny senatera Dr Benessy Harison Sebatien.

Ho azy dia mila filaminana sy fitoniana amin’izay ity firenetsika ity, satria tao anatin’ny 58 taona ny fahaleovantena dia krizy politika maro no niseho teto ka mahatonga an’i Madagasikara tara lava amin’ny fandrosoana. Nomarihan’ity senatera ity hatrany fa aleo hapetraka amin’izay ny fitoniana hanomanantsika miaraka ny fifidianana, ao anatin’ny mangarahara sy ao anatin’ny fahamarinana, ary hahafahan’ny rehetra te-hirotsaka miatrika ny safidim-bahoaka.

 

Rakoutou

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT