• Zoma 13 Jolay 2018
Politique.Andry Rajoelina Matahotra mafy amin’ny hihemoran’ny fifidianana…

Mitohy ny fampivondronan-kery mitaky fanorenana ifotony sy fampihavanam-pirenena. Tonga hatramin’ny hoe fidinanana an-dalambe aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Mihintsana izay kandida manao tsindry bokotra

Mizotra mankany amin`ny fifidianana hatrany ny governemanta Ntsay. Nambaran`ny Filohan`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, Jean Eric Rakotoarisoa fa lavina tsy ho kandidà ho filoham-pirenena amin`ny fifidianana 2018 raha tsy mahafeno ny antontan-taratasy ilaina na iray aza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Politique.Kandida ho filoha Inona avy ary ireo antontan-taratasy tsy maintsy omanina ?

Tahaka izao manaraka izao ireo antontan-taratasy tsy maintsy omanin’izay kandida ho filoha :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Politique.Antoko Malagasy sahy sy vonona Ny fifidianana ihany no vahaolana

Ny firosoana amin’ny fifidianana ihany, hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina, filohan’ny antoko Malagasy Sahy sy Vonona no hany vahaolana eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Politique.FETIM-PIRENENA FRANTSAY

Mpitandro ny filaminana manodidina ny 12 000 no hahetsika any Paris sy ny manodidina mandritra ny fetim-pirenena Frantsay ny 14 jolay izao sy mandritra ny lalao famaranana « mondial 2018 » amin’ny alahady,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Politique.Fiangonana FAM sy ny antoko GFFM Manao pi-maso amin’ny Ekar sy ny Kardinaly vaovao

Miezaka hanome lanja ny firaisankinan’ny kristianina ny FAM na ny Fiangonana Apokalypsy maneran-tany sy ny antoko GFFM miara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
FTT