- Alakamisy 12 Jolay 2018
Politique.Fanoherana ny fifidianana Ho avy ny fidinana an-dalambe
Tsy vahaolana velively ialana amin’ny fahantrana ny fanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena amin’ity taona ity, hoy ry zareo avy ao amin’ny Hetsika Fanarenana Ifotony (HFI) miaraka amin’ny antoko ADN tarihan’Atoa Edgar Razafindravahy.
Hamaky ny tohiny
