• Alatsinainy 16 Jolay 2018
Politique.Printsy Elakovelo, FHI AREMA Tsy hisy fifidianana ho vanona eto

Nivoaka tamin’ny fahanginany tamin’ny faran’ny herinandro teo ny Printsy Elakovelo, HFI eo anivon’ny antoko AREMA.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2018
Politique.Maka Alphonse “Tsy fotoana iadin-kevitra intsony izao…”

“Dimy taona no efa nomena an`ireo mpisehatra politika hanomanana ny fifidianana ka tsy maintsy hampiharina ny lalàmpanorenana”, hoy i Maka Alphonse, filohan`ny komitin`ny fampihavanana Malagasy (CFM).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Politique.HCC, depiote, loholona Maharomotra vahoaka

Tsy milamina ny firenena na somary mangingina aza ny fitakiana politika amin’izao fotoana izao, ary maka toerana sy mahazo laka ny fitakiana sendikaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Politique.Fifidianana mihemotra Mivaona amin’ny lalàmpanorenana, hoy i Faneva Raholdina

Fotoana ela no tsy naha teto an-tanindrazana ny mpandalina politika, Faneva Raholdina, saingy nanaraka hatrany ny toe-draharaha teto Madagasikara izy raha ny fanazavana nentiny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Politique.Firenena Malagasy Tsy misy fientanam-po no sady tsy tan-dalàna

Tsy misy fihentanam-po sy fitiavan-tanindrazana intsony eto amintsika, ary efa nofinofy izany tanjona iraisana izany, ka lojika raha tsy misy tratra ny tolona tiana hotatrarina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Politique.Lehiben’ny mpanohitra Takona tanteraka

Ry zareo avy eo anivon’ny antoko politika Humaniste écologiste, izay tarihin’ny mpamakafaka politika, Toavina Ralambomahay, no tena lohandohany tamin’ny fitakiana ny fametrahana ny lehiben’ny mpanohitra ho eo anivon’ny Antenimieram-pirenena tamin’ny fotoan’androny saingy nangina tanteraka ny tenany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT