Mpitandro ny filaminana manodidina ny 12 000 no hahetsika any Paris sy ny manodidina mandritra ny fetim-pirenena Frantsay ny 14 jolay izao sy mandritra ny lalao famaranana « mondial 2018 » amin’ny alahady,
satria dia halefa mivantana amin’ny fahitalavitra lehibe any akaikin’ny « Tour Effeil » io lalao io. Hikatona moa ny « Tour Effeil » vokatr’izany
SEKOLY AMBONY ENMG
Nivoaka omaly 12 aprily ny valim-panadinana ho an'ny sivana voalohany ka miisa 29 ireo mpiadina afaka ho an'ny rantsana "Filière administrative".
MARC RAVALOMANANA
Tonga nanotrona ny lasin-tselatra fahatelon'ny sampana dorkasy Antananarivo Renivohitra tany amin'ny FJKM Imerinkasinina Fanasina Sinaodam-paritany Antananarivo Atsinanana izy omaly 12 jolay 2018.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.