• Alakamisy 19 Jolay 2018
Politique.Fanirisoa Ernaivo Kandida filoha ihany koa ?

Mangataka an-dRtoa Fanirisoa Ernaivo hirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin’ny fifidianana ho avy izao ny Antoko ZAnak’i MAdagasikara (ZAMA),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2018
Politique.Mamy Raharimanana, kandidan’ny antoko MAEVA Nidina ifotony nijery ireo maharary ny vahoaka teny Andravoahangy

Nidina ifotony teny amin’ny tsenan’Andravoahangy omaly alarobia ny kandidan’ny antoko MAdagasikara Endrika VAnona ( MAEVA) tarihin’ny kandida Maminirina Raharimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2018
Politique.Tabera Randriamanantsoa Tsy nanaiky ny tsy ara-dalàna mihitsy tamin’ny tetezamita

Minisitra tsy nanaiky ny tsy fanarahan-dalàna mihitsy tamin’ny andron’ny tetezamita 2009-2013 notarihan’Atoa Andry Rajoelina Atoa Tabera Randriamanantsoa filohan’ny antoko Kintana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2018
Politique.Dian’i Didier Ratsiraka tany Rosia Misy ifandraisany amin’ny “Iles Eparses” ?

Mifoha indray ny fitakiana ny “Iles Eparses” ary tsy vao ela no nisy kandidà ho filoham-pirenena iray nametraka fitoriana mitaky ny hamerenana ireo nosy Malagasy ireo an`i Madagasikara teny amin`ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2018
Politique.Rivo Rakotovao Olana lehibe ho an’ny fitondrana

Tsikaritra ho tena olana lehibe ho an’ny fitodrana Rajaonarimampianina i Rivo Rakotovao, filohan’ny antenimierandoholona sady Filoha nasionalin’ny HVM, sokajiana ho laharana faharoa eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2018
Politique.CENI Madagascar Zava-dehibe ny famolavolana sarintany

Hifarana anio ny atrikasa fampiofanana niarahan`ny sampandraharahan`ny Firenena Mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) sy ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (PNUD) mahakasika ny fanangonam-baovao amin`ny famolavolana ny voka-pifidianana. Atoa

Hamaky ny tohiny
FTT