Politique

Fifidianana mihemotra Mivaona amin’ny lalàmpanorenana, hoy i Faneva Raholdina


  • Sabotsy 14 Jolay 2018

Fotoana ela no tsy naha teto an-tanindrazana ny mpandalina politika, Faneva Raholdina, saingy nanaraka hatrany ny toe-draharaha teto Madagasikara izy raha ny fanazavana nentiny.

 


 Mivoana amin’ny lalàmpanorenana isika, hoy ny tenany, raha mihemotra ka mihoatra ny 5 taona izay fotoam-piasan’ny filoham-pirenena ankehitriny ny fifidianana. Aleo izay tokony halamina ho vita mialoha ny fiafaran’ny 5 taona. Anisany ny fanitsiana ny lalàm-pifidianana. Toy izany koa ny resaka fampianarana, raha tsy vita, hoy hatrany izy, ny mampiakatra ny karaman’ireo mpampianatra dia tokony hitady fomba hafa ny fanjakana handresen-dahatra azy ireo hiverina hampianatra. Zavatra miabo teo amin’ny tontolo politika nitranga tamin’ity taona ity kosa anefa, hoy izy, dia ny tsy faharesen-dahatry ny tsirairay amin’ny fidirana amin’ny tetezamita vaovao intsony na dia tsy nisy fiantraikany mivantana any amin’ny fiainam-bahoaka toy ny fampandrosoana tamin’ny andron-dRavalomanana aza ny tato anatin’izao fitondrana izao.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT