• Alatsinainy 23 Jolay 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Manomboka manao kopisoroka ?

Tsikaritra ho toa manomboka be resaka tahaka ny praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier ny praiminisitra ankehitriny Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Politique.Pastera Mailhol Vonona hiady amin’ny kolikoly

Fahombiazana tanteraka ny dian’ny pastera Mailhol tany Mahajanga ny alakamisy lasa teo, kandida hatolotry ny antoko Gideona Fandresena Fahantrana eto Madagasikara amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Politique.Hetsika eny amin’ny 13 mey Hotohizana amin’ny talata

Nanao fanambarana miaraka tetsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina omaly ny mpanao politika, sendika, mpianatry ny oniversite, mpampianatra mpikaroka, fikambanana sy vovonana maro fa hamerina ny hetsika etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey ny talata izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Politique.Imbiky Anaclet “Fifamelan-keloka no tokony himasoan`ireo kandidà”

Mbola maro raharaha tsy manjary eto amin’ny firenena izay mahatonga ny tsy fisian’ny fifampitokisana eo amin’ny vahoaka sy ny fitondram-panjakana intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Politique.Raharaham-pirenena Samy hafa ny mitantana firenena sy ny fitondrana Fiangonana

Lasa ataon`ny mpanao politika fitaovana ny fiangonana sy ny fivavahana hatramin’izao mba hahafahana mahazo toerana ary misy koa mpitondra fiangonana miditra amin`ny raharaha politika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Politique.Orlando Raobimanana Vondrom-bahoakam-paritra tsara tantana no vahaolana

Nangingina Atoa Orlando Raobimanana teo aloha teo. Nivoaka tamin’ny fahanginany izy manoloana ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny. Nambarany fa mahantra ambony harena i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT