- Talata 31 Jolay 2018
Politique.Ahiahina famotsiam-bola Hohadihadiana ny Pastera Mailhol ?
Re hatry ny omaly fa mety hanokatra fanadihadiana momba ny Pasteur Mailhol izay kandida filoham-pirenena atolotry ny “Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara » ny SAMIFIN na ny sampandraharaha Malagasy iadiana amin’ny famotsiam-bola.
Hamaky ny tohiny
