Politique

Depiote Rasendramiadana Manetsika ireo TIM Boriborintany fahadimy


  • Alatsinainy 13 Aogositra 2018

Nihaona sy nitafa tamin’ny tamin'ny mpandrindra, DISTIM sy FokoTIM tao amin'ny boriboritany fahadimy ny depiote Rasendramiadana Clarisse ny andron’ny sabotsy 11 aogositra 2018 teo.

Ny tenany moa dia tsiahivina fa depiote nisolo toerana an’Atoa Guy Rivo Randrianarisoa izay lasa minisitry ny indostria, ka manohy sy manatsara hatrany ny asa izay niandraketan’ity farany. Ankoatra ny andarikiny amin’ny vahoakan’ny boroborintany faha-5 araka izany, dia misy ihany koa ny andraiktra politika amin’ny maha avy amin’ny antoko TIM azy, ka nisy ny toromarika sy fivoriana niarahana tamin'ireo mpandrindra, DISTIM sy FokoTIM tao amin'ny boriboritany fahadimy, izay nifantoka betsaka tamin’ny fifanomezana toromarika samihafa. Mihetsiketsika ary vonona tanteraka amin’ny fampadaniana ny filha teo aloha amin’ny fifidianana ny TIM eny amin’ny boriborintany fahadimy, izay mihetsiketsika tanteraka, ka fotoana sisa andrasana.

 

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT