• Sabotsy 11 Aogositra 2018
Politique.Dr Jules Etienne « Tena mila vonjy ny fampianarana »

Nahavita ampahany amin’ny dingana voalohany amin`ny fifidianana ho filoham-pirenena i Dr Jules Etienne.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Politique.Lisi-pifidianana Maneho ny ahiahiny ny CRAM

Mipetraka eo an-tsoroky ny talen’ny sampana ara-informatika (DSI) eo anivon’ny CENI ny hoavin’ny firenena mandritra ny fifidianana amin’ny 07 novambra 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Politique.Fanentanana amin’ny fifidianana Raikitra ny fitetezam-paritra

“Zotram-pifidianana mirindra sy milamina: inona no andraikitra?” izay no fanontaniana sady ventin-kevitra nitondrana ny fampihaonana ireo solontenan’ny mpiantsehatra amin’ny fifidianana eto amin’ny firenena izay hanomboka ny 7 novambra natao tetsy amin’ny Arrupe Faravohitra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Politique.Diaspora Kristianina Malagasy Diovy ny fikarakarana fifidianana, omeo zo hifidy izahay

Araka ny efa voalaza matetika an-gazety, ny DKM na ny Diaspora Kristianina Malagasy, tarihin’ny Pastera Dr Raliterason Ravanona, dia mitaky sy mijoro amin’ny fahamarinana sy ny fahatahorana an’Andriamanitra ary miezaka ny hisian’ny “Emergence Chrétienne”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Politique.Kongresin’ny HVM any Antsiranana Hazava anio ireo toe-javatra manjavozavo…

Nosokafana omaly ary mitohy anio any Antsiranana ny Kongresin’ny Antoko HVM, ka nosantarina tamin’ny asam-baomiera.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Politique.Fifidianana tao Zimbabwe sy Mali Azon’ny Malagasy akana lesona mialoha

Lany tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny salan’isa 50% mahery kely tamin’ny fihodinana voalohany ny tanan-kavanan’ny filoham-pirenena teo aloha, Robert Mugabe,

Hamaky ny tohiny
FTT