Politique

Repoblika fahefatra Nanary fahafahana


  • Alatsinainy 13 Aogositra 2018

Raha tsiahivina dia “Tanindrazana – Fahafahana – Fandrosoana” no tarigetran’ny firenena Malagasy tao anaty repoblika fahatelo.

 Niova ho “Fitiavana – Tanindrazana – Fandrosoana” izany rehefa lany tamin’ny alalan’ny karnem-pokontany nandritry ny fitsapan-kevi-bahoaka petatoko notontosaina ny taona 2010 ny lalam-panorenan’ny repoblika fahefatra. Misy antony manokana ve ny nanalana ilay teny hoe “Fahafahana”? Sao dia fanamafisana ny fanjanahantany amin’ny endriny vaovao miaraka amin’ny firenena frantsay sy ireo firenen-kafa miray zotra aminy ny fanariana izay “fahafahana” tanaty tarigetram-pirenena izay ? Mpiara-miasa akaiky amin’ity firenena eoropeanina ity rahateo ny tompon-kevitra tamin’izany fotoana ary ilay teny hoe “fitiavana” izay nanoloany azy anefa ity tsy hita taratra loatra akory ny fampiharana azy fa na ny fampihavanam-pirenena aza toa mbola hita ho mampalaina azy sy ny mpiara-dia aminy hatreto.

J.Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT