Politique

Eliana Bezaza “Kandida hanandratra ny maha Malagasy aho !”


  • Alatsinainy 20 Aogositra 2018

Fihetsiketsehana hafa kely no nidiran’ny kandida Eliana Bezaza izay atolotry ny antoko PSD tetsy amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana Ambohidahy nanatitra ny dosie maha kandida ho filoham-pirenena azy ny sabotsy teo.

 Nizotra niaraka tamin’ireo mpanara-dia azy tamin’ny saretin’omby niainga teny Ambohijatovo ny tenany ary nitondra gisa ihany koa. Antony, hoy izy, dia kandida manandratra ny maha Malagasy ny tenako ary tandindona fa tsy ho anisan’ireo kandida mambabo amin’ny resa-bola sy ny fiara raitra be ny tenako.  Mila arovana ireny biby ireny satria ny gisa  dia anisan’ny mitady ho lany tamingana eto. Marihina fa gisa fotsy miisa 3 no nentiny tao fa tsy gisa mainty akory.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT