• Alakamisy 30 Aogositra 2018
Politique.Antoko Leader Fanilo Olana ny teo amin’ny fampitan-kafatra

Anisan’ny manana kandida ho filoham-pirenena ihany koa ry zareo avy eo anivon’ny antoko Leader fanilo, tarihin’ny filohany Jean Max Rakotomamonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Ilay Mpanorina” Mifanentana ireo mpanohana azy

Niteraka fientanam-po ary namelona indray ny fanantenan’ireo mpomba azy ny fihaonana mivantana nataon’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana tamin’izy ireo tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 25 novambra 2018 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Politique.Dadafara Hisy fiovana mahery vaika eto

Raha jerena amin’ny hoenti-manana, tsikaritra fa misy ny kandida sasany mampiasa hatrany amin’ny 100 miliara Ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Ombay mitady

Mangingina tsy dia tazana ny praiminisitra Ntsay Christian, kanefa amin’izao no tena ilana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Politique.Arlette Ramaroson Ny politikan’ny fitsitsiana no hanavotra ny toekarena

Tokony ho modely amin’ny fitsitsiana ny mpitondra hitantana an’i Madagasikara satria iaraha-mahita ny fahantrana lalina mianjady amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Politique.VOT Miantso ny olona ho tompon’andraikitra manoloana ny fifidianana

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ny Vondron’Olon-Tsotra (VOT) tarihin’ny filohany Rtoa Sarah Zoé manoloana ny toe-draharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT