- Alakamisy 30 Aogositra 2018
Politique.Kaominin’i Mahereza “Miandry fifidianana ho tonga”
Efa vonona ny kaominin’i Mahereza, distrikan’Ambohidratrimo hoy ny Ben’ny tanànany,
Hamaky ny tohinyEfa vonona ny kaominin’i Mahereza, distrikan’Ambohidratrimo hoy ny Ben’ny tanànany,
Hamaky ny tohinyVolabe hatrany amin’ny 43 tapitrisa dolara na 150 miliara Ariary any no lany tamin’ny fampandaniana an’i Hery Rajaonarimampianina ho filoham-pirenena tamin’ny taona 2013, raha ny fanadihadiana nivoaka tao amin’ny tranonkalan’ny haino aman-jery iraisam-pirenena dia ny RFI.
Hamaky ny tohinyNy antoko TEZA hatramin’izay, hoy ny filohany, Rakotoamboa Jean Louis, dia nametraka foana fa tokony hapetraka tsara daholo aloha ny fitsipi-dalao rehetra, izany hoe ny lalàmpanorenana, ny lalàna mikasika ireo antoko,
Hamaky ny tohinyTsy azo kosehina ny tantara fa nanongam-panjakana i Andry Rajoelina tamin’ny 2009, ary mikofokofoka mafy ny mba ho lany amin’ny fomba demokratika satria henatra ho azy sy tiany hokosehina mafy ny fiantsoana azy hoe :
Hamaky ny tohinyEndrika efa fahita eo amin’ny tontolo politika malagasy ny ankamaroan’ireo olona nandrotsaka ny antontan-taratasy filatsahana hofidiana filoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyNy 7 novambara 2018 no daty voafaritry ny lalàna hanatanterahana ny fifidianana filoha ary efa samy manana ny laharany ao anatin’ny biletà tokana avokoa ireo kandida.
Hamaky ny tohiny