- Talata 28 Aogositra 2018
Politique.Haingo Rasolofonjoa Tsy tongatonga ho azy io “N°1” io
Lohalaharana ny kandida Haingo Rasolofonjoa ao amin’ny biletà tokana. Kandida anisan’ny tanora ary mpikambana tao amin’ny AREMA.
Hamaky ny tohinyLohalaharana ny kandida Haingo Rasolofonjoa ao amin’ny biletà tokana. Kandida anisan’ny tanora ary mpikambana tao amin’ny AREMA.
Hamaky ny tohinyTsy mbola fotoana filazana praograma izao, hoy ny kandida ho filoham-pirenena natolotry ny antoko politika FFF, Andriamparany Radavidson, tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina omaly.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana omaly ry zareo avy eo anivon’ny antoko “Faneva de Madagascar pour le Développement et la Démocratie (FMDD)”
Hamaky ny tohinyKandida ofisialy amin’ny fifidianana filoham-pirenena i Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyMihetsiketsika mafy ny filohan`ny tetezamita teo aloha amin`ny fitsidiham-paritra hisehosehoana. Miha akaiky tokoa ny datim-pifidianana filoham-pirenana.
Hamaky ny tohinyTofoka tanteraka amin’ny tsy fetezan’ny fitantanana ny firenena Ramatoa Arlette Ramaroson, kandidà ho filohan`ny Repoblika.
Hamaky ny tohiny