• Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Itasy sy Bongolava Babony

Nitsidika ny faritra Bongolava sy Itasy ny kandida filoham-pirenena Marc Ravalomanana tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Mahafaly Olivier Hamalifaty an-dRajao ?

Na dia nanambara ny praiminisitra teo aloha, Solonandrasana Mahafaly Olivier fa “tsy ho mpanohitra izao fanjakana izao velively ny tenany”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.A.Rajoelina – H.Rajaonarimampianina Tsy fampitaha amin’i Marc Ravalomanana

Sokajiana ho kandida matanjaka ao anatin’izao fifidianana izao ireo mpitondra telo nifanesy, dia i Marc Ravalomanana, Andry Rajoelina, ary i Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Eliana Bezaza Ain’ny toekarena ny fampianarana sy ny tontolo ambanivohitra

Tokony hahazo ny fianarana tandrify azy ny Malagasy rehetra ary ho lasa ambony mba ho tombontsoan’ny toekarena, hoy ny fanehoan-kevitry ny kandida filoham-pirenena atolotry ny antoko PSD, Eliana Bezaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Solo Norbert Andriamorasata Nitory an’i Andry Rajoelina

Tafapetraka eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC Ambohidahy ny taratasy fitorian’Atoa Solo Norbert Andriamorasata, iray amin’ireo kandida filoham-pirenena natolotry ny antoko UDECMA/KMTP.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2018
Politique.Rakotomamonjy Jean Max « Tsy handany andro amin’ny fitsapatsapana aho ! »

Miteraka resabe amin’izao fotoana ny fametraham-pialan’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena, Rakotomamonjy Jean Max, izay kandida ho filoham-pirenena ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT