Politique

Tabera Randriamanantsoa Manangam-pahavalo


  • Sabotsy 01 Septambra 2018

Tsy marina ny filazana fa “régionaliste” aho, hoy ny filohan’ny antoko politika Kintana, Tabera Randriamanatsoa, raha nitokana ny foiben’ny fampielezan-keviny tetsy Tsaralalàna omaly.

 

 

 Izaho aza no tena kandida hitarika ny “Nationaliste” na Tia Tanindrazana. Kandidan’ny firaisam-pirenena fa tsy fampisaraham-bazana ny tenako ary izay miaraka amiko dia ny fianakaviambe iraisam-pirenena no fahavalony. Tsy matahotra ny ho faty amin’izany aho fa efa be no niainako tao anatin’izay 65 taona nisiako izay. Aoka izay ny fampiadian’ny fianakaviambe iraisam-pirenena antsika. Ekena fa voarohirohy amina trafika maro ny kandida sasany. Misy mpandraharaha Malagasy hafa ihany koa toy izany. Maninona no izao daholo vao henjehina kanefa ny Karana sy ny Sinoa tsy hita izay hanaovana azy ? Aminay, fanaovana Ni..Ni an-kolaka vaovao raha sanatria ka ao anatin’ny fampielezan-kevitra no hosamborina ireo kandida teo voalaza fa mpanao trafika ary tsy ekena, hoy izy.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT