• Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Norbert Andriamorasata « Efa vonona izahay ! »

Tsy isan’ireo kandida mitaky ny hanemorana fifidianana aho, hoy ny kandida ho filoham-pirenena atolotry ny antoko UDECMA, Andriamorasata Solo Norbert.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Septambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Hamerina ny tamin’ny 2009…

Efa ady ity fa tsy sangisangy sy vazivazy na don-tandroka fotsiny eo amin’ny samy mpikatroka politika, indrindra fa ny kandida na vondron-kery mikendry ny hisian’ny fihemoran’ny fifidianana sy ireo mivoy ny hisian’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Septambra 2018
Politique.HCC Andrim-panjakana mampisavorovoro

Andrim-panjakana tsy azo ihodivirana ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana saingy mampametra-panontaniana ny maro ireo fanapahana noraisin'ireo mpanolotsaina avo ao Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Septambra 2018
Politique.Fitakiana fanemorana fifidianana Samy manana ny heviny ny olona

Samy manana ny heviny na olon-tsotra na mpanao politika na mpitondra fikambanana manoloana ny fanehoan-kevitry ny filoham-pirenena teo aloha, Didier Ratsiraka, izay mitaky ny hanemorana fifidianana. Hoy izy ireo :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Septambra 2018
Politique.Vao nandalo Ravalomanana Nangorom-potsy i Maevatanana

Ny tanànan’i Maevatanana no nandalovan’ny kandida Marc Ravalomanana omaly tolakandro, ka fitsenana makotrokotroka no nandraisan’ny vahoaka azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Septambra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Andro farany

Hanao veloma amin’ny maha filoham-pirenena voafidim-bahoaka azy i Hery Rajaonarimampianina mety ho amin’ity anio 7 septambra ity,

Hamaky ny tohiny
FTT