• Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Rivo Rakotovao Noferan’ny HCC tsy hampirafy

Nametra-pialana ny filoha am-perinasa Hery Rajaonarimampianina omaly ka i Rivo Rakotovao no hisolo toerana azy mandritra ny fotoana voafetra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Imbiky Herilaza « Mamofompofona zavatra hafa ny fifidianana »

« Tsy mbola nahita fikarakarana fifidianana tena mikorontana ohatra izao hatreto », hoy Imbiky Herilaza, mpahay lalàna mahakasika ny fiainam-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Tanora Tiako i Madagasikara Miezaka mampahafantra ny vakoka malagasy

Nahaliana ireo tanora Tiako i Madagasikara (TIM) na ny teto an-drenivohitra na ireo avy any amin’ny faritra ny fitsidihana nataon’izy ireo toerana manan-tantara sy ny vakoka malagasy teto Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Tsy nitsaha-nitotongana ny lazany

Manomboka mibaribary fa mihena an-toerana ny fitiavan`ny olona ny filohan`ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Omena fahefana feno

Omaly zoma 7 septambra 2018 ny fe-potoana farany nomen`ny lalàmpanorenana an`ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina hitondrany ny firenena ka nisolo toerana azy ny filohan`ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Vahoakan’Atsimondrano Ampy izay ny famitahana anay

Hatramin’ny nanaovan-dRandriarimalala Harijaona na Jaona Elite fametraham-pialana tsy ho lehiben’ny Vondrona Parlemantera HVM intsony teo anivon’ny Antenimieram-pirenena,

Hamaky ny tohiny
FTT