• Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Serge Imbeh Tsy anisan`ireo mihemotra

Manoloana ny fehin-kevitra izay nosoniavin`ireo kandida miisa 9 mitaky ny hanemorana fifidianana ho avy izao tetsy an-tranon’ny Amiraly Didier Ratsiraka etsy Faravohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Arlette Ramaroson “Atsangano ny tetezamita ekem-bahoaka”

Fitambarana mpino sy tanora Kristianina avy amin’ny fiangonana samy hafa no nanao fanambarana tetsy amin’ny Kamoula Analakely omaly maraina, nilaza fa hanohana tsy misy fepetra an’i Arlette Ramaroson,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Kandida Dama Mangataka tsipaipaika

Manam-bola izahay fa tsy manana hafafy, hoy ny kandida ho filoham-pirenena, Rasolofondraosolo Zafimahaleo na Dama Mahaleo, sy ireo mpiara-dia aminy omaly raha nangataka tolo-tanana tamin’ny vahoaka malagasy tetsy amin’ny Pietra Hotel Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Babony i Mahajanga

Sioka tokana araka ilay fomba fiteny dia vory lanona ny vahokan'i Mahajanga nandray ny kandida Marc Ravalomanana laharana faha-25, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Niala tamin’alahelo

Navoakan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana omaly hariva ny fanapahana laharana 30-HCC/30 izay mampahafantatra ny fahabangan-toeran’ny filohan’ny Repoblika noho ny fametraham-pialan’i Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Politique.HVM sy MAPAR Izay vao ho rombo

Mitsimbadika amin’izay ny tantara ankehitriny amin’ny fitantanana ny firenena taorian’ny fametraham-pialan’i Hery Rajaonarimampianina halina iny.

Hamaky ny tohiny
FTT