• Zoma 07 Septambra 2018
Politique.Lisitra sy ny biraom-pifidianana Andrasana ny fivoahany ao anaty gazetim-panjakana

Ao anatin’ny fikarakarana ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena tanteraka ny CENI amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Tabera Randriamanantsoa « Misy ambadika politika ity »

Tokony ho nandeha omaly ny fitsarana ny antontan-taratasin’ady laharana 124/18-CE/CEP mahakasika ny fitoriana nataon`ny kandidà Tabera Randriamanantsoa mikasika ny didim-panjakana fampiantsoana ny mpifidy saingy nahemotra ho amin`ny 11 septambra ho avy izao indray ny famoahana ny didy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Imbiky Herilaza Diso varavarana ny mpitory

Manoloana ny fitoriana mahakasika ny didy fiampiantsoana ny mpifidy napetraky ny kandidà iray dia manazava ny heviny mahakasika izany ny mpitsara, Imbiky Herilaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hitarika ny filankevitry ny minisitra farany

Hitarika ny Filankevitry ny minisitra farany amin’ny maha filoham-pirenena azy i Hery Rajaonarimampianina anio satria tsy maintsy hiala amin’ny toerana maha filoha azy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Hipoka Imerintsiatosika

Tsapako ny fijaliana sy ny fangirifiriana nianjady tamin'ny tontolo ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Rivo Rakotovao Hibitaka amin’ny fialan-dRajao

Ora sisa isaina dia ho tonga sy ho to ilay fitakiana nohirahiraina teny amin’ny kianjan’ny 13 mey hoe : “miala Rajao”.

Hamaky ny tohiny
FTT