Politique

Norbert Andriamorasata « Efa vonona izahay ! »


  • Sabotsy 08 Septambra 2018

Tsy isan’ireo kandida mitaky ny hanemorana fifidianana aho, hoy ny kandida ho filoham-pirenena atolotry ny antoko UDECMA, Andriamorasata Solo Norbert.

 

 

Na aroso na ahemotra, io ihany no eo, hoy izy. Efa vonona izahay. Ilay mangataka fanemorana amiko dia matahotra hoe ho ambony be loatra ny vaton’ny kandida iray. Izany ve no hanemorana fifidianana, hoy izy? Arakaraka ny hanenjehana kandida iray no mainka manome vahana azy, hoy hatrany ity kandida zokiolona ity tetsy amin’ny Bon Accueil Ambatonakanga omaly.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT