- Alatsinainy 10 Septambra 2018
Politique.Kandida Arlette Ramaroson Nisy nitoraka « cocktail molotov » ny foiben-toerany
Nahitana irony karazana baomba vita tanana na « cocktail molotov », tavoahangy voasisika fasika sy lasantsy izay mety hitera-doza raha mipoaka irony, teny Ambondrona teo amin’ny vavahadin’ny Foiben-toerana QG (Quartier Général)
Hamaky ny tohiny