Politique

Fitondran’ny HVM Hitohy hatraiza ny ra mandriaka ?


  • Alatsinainy 10 Septambra 2018

Vao nandray ny fitondrana i Hery Rajaonarimampianina ny 25 janoary 2014, dia efa ra mandriaka sy aina nafoy no nanamarika azy satria ny takarivan’iny no nisian’ny fipoahan-javatra teny Anosy tsy lavitra an’i Mahamasina,

 

 

 ka nahafatesana olona sy naharatrana am-polony maro. Asa na fifanandrifian-javatra fa niala izy ary vao nandray ny fahefana i Rivo Rakotovao nisolo toerana azy, dia ireny niaraha-nahita ireny indray ny sakoroka sy aina nafoy ary ny naratra tetsy Mahamasina omaly antoandro. Ny fanjakana HVM mihitsy ve no ambinin-doza, fa toa anisan’ny tena nanamarika azy ny resaka aina nafoy ? Hatraty amin’ny faramparany aty dia mbola izany no miseho. Taorian’ny faty olona tamin’ny fanjanahantany sy ny raharaha 2009, dia tamin’ity fanjakana ity no nahitana famoizina ain’olona be indrindra noho ny fitsaram-bahoaka, ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina, ny pesta, ny sakoroka,…

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT