Politique

Zakariasy Patrick “Mila mifidy lalàmpanorenana isika”


  • Alatsinainy 10 Septambra 2018

Talohan’ny fanjanahantany dia fanjakana maromaro no teto, hoy ny Tangalamena sady mpandinika politika, Zakariasy Patrick.

 

 

Naravona ho tokana izany ankehitriny. Hatramin’ny vahoaka tamin’izany nomena vodihena. Ankehitriny, tandapa sisa mahazo. Amin’ny maha raiamandreny ara-drazana dia mahita fa misy fery mbola mila sitranina eto. Lasa manana endrika politika ny fanorenana ifotony ary kely finoana aho, hoy hatrany ny tenany, raha ireo kandida “favori”, no takiana hanova zavatra foana. Na hatao na tsia ny fifidianana, mila mifidy lalàmpanorenana isika ary mifanaraka amin’ny soatoavina. Marefo ny Malagasy amin’izao ary miaina anaty fahantrana, hoy hatrany ity Tangalamena ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT