Politique

Kitra- Ligy V7V sy Matsiatra Ambony Tontosa tao anaty fisaratsarahana ny fifidianana


  • Alatsinainy 10 Septambra 2018

Tontosa teny amin’ny Trano Bongo tamin’ny sabotsy 08 septambra 2018, hoy ny filohan’ny “Commission Electorale FMF”,

 

 

 

Raherimanana Lala, ny fifidianana izay ho filohan’ny ligin’ny baolina kitra any V7V sy Matsiatra Ambony saingy mbola miandry fankatoavana rahampitso talata 11 aogositra. Tetsy an-kilany kosa teny Andavamamba tamin’ny sabotsy 09 septambra io ihany dia nampiantso mpanao gazety ireo filohana seksiona maromaro ao amin’ireo ligim-paritry ny baolina kitra roa ireo nilazany fa : “Tsy handray anjara amin’ny fifidianana ligy roa nampiantsoana azy ireo aty Antananarivo izy ireo raha mbola kandidà tokana hatrany no haroson’ny CENI Foot-ball hofidiana ary raha mbola ilay “Guide électorale” natao hanilihana olona mivantana hatrany ihany koa no hampiasaina amin’ny fifidianana fa tsy ny satan’ny Federasiona sy ny lalam-pifidianana efa efa voavolavola. Olon’ny fanovana izahay filohana ligy maromaro avy any V7V sy Matsiatra Ambony ireto ka mila fanovana eo amin’ny fitantanana an’ity rafitra mitantana ny baolina kitra ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT