- Alarobia 12 Septambra 2018
Politique.Filankevi-panjakana Nametraka fitoriana ihany koa ny K10
Nahatsiaro tena ho nailika tao anatin’ny fifidianana ireo olona miisa folo tarihin’i Alain Mahavimbina nanatitra antontan-taratasy firotsahan-kofidiana ho filoham-pirenena teny amin`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) saingy tsy nankatoavina.
Hamaky ny tohiny