- Alakamisy 13 Septambra 2018
Politique.Fiainam-pirenena Lalaovin`ny mpanao politika ny lalàna eto Madagasikara
Mifamahofaho ny toedraharaham-pirenena eto amintsika, indrindra amin`ny fampiharana sy fanajana ny lalàna velona.
Hamaky ny tohinyMifamahofaho ny toedraharaham-pirenena eto amintsika, indrindra amin`ny fampiharana sy fanajana ny lalàna velona.
Hamaky ny tohinyNitondra ny valin’ny fitoriana nataon’i Tabera Randriamanantsoa ny eo anivon’ny filankevi-panjakana, tetsy amin’ny fitsarana an-tampony Anosy omaly.
Hamaky ny tohinyMba ahafahana manara-maso akaiky sy mamaritra ny vola ampiasaina mandritra ny fifidianana dia tsy maintsy manendry ny mpitambolany ny kandidà tsirairay avy, araka ny voalazan`ny lalàna.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fametraham-pialan’ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, hoy ny filohan’ny antoko HVM ao Antsiranana, ny loholona Amido, dia vonona izahay ary miomana tanteraka amin’ny fiatrehana fifidianana.
Hamaky ny tohinyMaro ny fihetsiketsehana tetsy sy teroa tato anatin’ny roa volana izay, tafiditra ao anatin’ilay pre-campagne izay ny fanononana ny teny hoe :
Hamaky ny tohinyNotendren'i Rivo Rakotovao ho filohan'ny Antenimierandoholona hisolo toerana azy vonjimaika i Andriambololona Mananjara, loholona avy eto Analamanga ihany. Ny fanapahan-kevitra laharana faha-30-HCC / D3 amin'ny 7 septambra 2018 dia manendry ny filohan'ny Antenimierandoholona ho filoha mpisolo toerana hitantana ny firenena, araka ny andininy faha-2.
Hamaky ny tohiny