Politique

RMTF « An-jatony miliara ariary no mahatafiditra fihodinana faharoa. »


  • Sabotsy 29 Septambra 2018

Niverina niteny indray omaly ry zareo avy eo anivon’ny rodoben’ny malagasy tia tanindrazana ho an’ny fanorenana ifotony.

 

 Tsy niova tamin’ny foto-kevitr’izy ireo izy ireo raha zohiana ny fanambarany tetsy 67ha omaly. Nanamafy ny RMTF fa tsy maika ny fanaovana fifidianana ary tsy maintsy miteny satria tandindomin-doza ny firenena. Manao didy jadona sy tsy refasi-mandidy ny HCC. Nolaniana tamin’ny kolikoly ny lalàm-pifidianana. Isan’ny fanehoan-kevitry ny RMTF ireo ary namoahany fehin-kevitra fa azo antoka fa ho bolokim-bazaha sy mpivarotra tanindrazana izay lany eo. Midadasika i Madagasikara, hoy ny RMTF, ary an-jatony miliara ariary no takiana vao tafiditra fihodinana faharoa. Vola avy aiza ? Tsy misy vahaolana afa-tsy ny fidirana amin’ny tetezamiampita, hoy hatrany ny RMTF.

 

J. Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT