Politique

Antoko Kintana « Tsy maintsy hiady ny gasy ! »


  • Alarobia 03 Oktobra 2018

Nisakana fifidianana izahay, hoy ny filohan’ny antoko politika Kintana, Tabera Randriamanantsoa fa tsy nohenoina dia hoy izahay hoe alefaso ary amin’izay ny Malagasy hifanapatapaka.

 

 Amin’izay ny gasy hiady. Efa fantatra tsinona fa tsy maintsy hiady ny Malagasy, hoy ny tenany. Niteny izahay taloha hoe aza atao sao dia hampiady saingy nolazaina fa mpanakorontana. Ankehitriny izany dia ny mifanohitra amin’izay no lazainay ary izahay vonona, hoy hatrany ny tenany. Mikasika ny fivoriana hatao any Fianarantsoa ny 14 oktobra izao kosa dia nanambara ny avy eo anivon’ny antoko Kintana fa mbola hivory na hanatrika na tsia io fotoam-pankalazana ny fanjakana gasy io. Izahay, hoy izy, dia manaiky fifanarahan’ny gasy tia tanindrazana, anton’ny hitsanganan’izany fanjakana vaovao izany. Federalisma amin’ny endriny Malagasy io aminay, hoy hatrany ny Kintana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT