- Zoma 05 Oktobra 2018
KMF.CNOE-Fanabeazana olom-pirenena Vaindohan-draharaha ny fampandrosoana an’i Madagasikara
Nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Astauria Antanimena omaly alakamisy 4 oktobra ny fanatontosana ny fanangonan-kevitra FAMAH (FAmpandrosoana an’i Madagasikara Ahoana ny Hevitrao) nokarakarain’ny KMF/CNOE-Fanabeazana olom-pirenena tamin’ny volana septambra teo.
Hamaky ny tohiny
